AKON'NY FANANGANAN-TSAINA
06-01-2025
Notanterahina androany teto Anosy ny fampiakaran-tsaina voalohany ho amin'ity taona 2025 ity. Nitarika izany ny Minisitry ny Asa Vaventy,Atoa RAFIDISON Richard Théodore
11.11.2024
Nitarika ny fananganan-tsaina tanterahina isaky ny alatsinainy maraina ho an'ny Minisitera telo tonta eto Anosy, androany, ny Minisitry ny Asa Vaventy, Atoa RAFIDISON Richard Théodore.
21.10.2024
Nitarika ny fananganan-tsaina teo an-tokotany malalaky ny Minisiteran’ny Asa Vaventy (MTP), Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny Fanajariana ny tany (MDAT) ary Minisiteran’ny Fitaterana (MTM), androany maraina...
30.09.2024
Hanomboka amin'ity herinandro ity ny fanamboaran-dalana eto Antananarivo Renivohitra. Nanambara izany androany ny Minisitry ny Asa Vaventy, Atoa RAFIDISON Richard Théodore, nandritra ny fananganan-tsaina niarahan'ir...