RNT 12A: HO VITA TSY HO ELA NY LALANA TARA MIREFY 35 KM

20/05/2025
Photo

Efa mahatratra πŸ—πŸ‘,πŸ‘ % ny tahan’ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalampirenena faha-12A (𝐑𝐍𝐓 πŸπŸπ€), eo anelanelan’ny 𝐏𝐊 πŸπŸ”πŸ“+πŸ’πŸŽπŸŽ (π’π¨π¦π’π¬π’π€πš) sy 𝐏𝐊 𝟐𝟎𝟎+πŸ’πŸŽπŸŽ (𝐌𝐚𝐬𝐒𝐚𝐧𝐚𝐀𝐚) vatsian’ny 𝐁𝐚𝐧𝐀𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐒𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐒𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚. Mirefy πŸ‘πŸ“ 𝐀𝐦 ity làlana ity, ary 𝐚𝐭𝐚𝐨 𝐭𝐚𝐫𝐚 tanteraka. Nisy fidinana ifotony nataon’ny solontenan’ny 𝐌𝐒𝐧𝐒𝐬𝐭𝐞𝐫𝐚𝐧𝐧𝐲 π€π¬πš π•πšπ―πžπ§π­π² (DRTP Atsimo Atsinanana sy ny injeniera avy ao amin’ny Fitaleavana misahana ny Fotodrafitrasa), niaraka tamin’ny ekipan’ny tetikasa 𝐏𝐀𝐂𝐓, ny iraka mpanara-maso 𝐒𝐆𝐒, ary ny Orinasa π‚πŽππ’πŽπ‘π“πˆπ”πŒ π–πˆπ„π“π‚π’πƒπ‹π izay tompon’andraikitra amin’ny fanatanterahana ny asa.

Manara-maso akaiky ny fizotran’ny asa fanamboarana ny Ministera, ho fiantohana ny 𝐀𝐚π₯𝐒𝐭𝐚𝐨 𝐬𝐲 𝐧𝐲 𝐦𝐚𝐧𝐠𝐚𝐫𝐚𝐑𝐚𝐫𝐚. Nandritra ny fivoriana taorian’ny fidinana teny an-kianja, dia nampahatsiahivina ny andraikitry ny Orinasa mba 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐟𝐚𝐒𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐚𝐬𝐚, nefa 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐣𝐚 𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐧𝐲 𝐟𝐞𝐧𝐒𝐭𝐫𝐚 𝐚𝐫𝐚-𝐭𝐞𝐀𝐧𝐒𝐀𝐚 voarakitra ao amin’ny bokin’andraikitra. Ity tetikasa ity dia maneho hatrany ny fahavononan’ny fanjakana hanatsara ny fidirana sy ny fifamezivezena eto amin’ny Faritra Atsimo Atsinanana.

#MTP #MTPmiasahoanao #BanqueMondiale #PACT #DRTPAtsimoAtsinanana #RNT12A #Somisika #Masianaka