Le principal objectif de notre département est de concevoir et développer des infrastructures modernes, résilientes et accessibles, afin d'améliorer la qualité de vie de nos concitoyens et de dynamiser le développement économique de la nation. Nous nous engageons également à assurer un entretien rigoureux de ces infrastructures pour en garantir la durabilité et l'efficacité à long terme.
Actualités
Voir toutes les actualitésSAINTE-MARIE: LALANA VAOVAO HO AN’NY FANDROSOANA SY FIZAHANTANY MAHARITRATRA

30/04/2025
Vita tanteraka amin’izao fotoana izao ny asa fanavaozana ny lalana ao amin’ny tanànan’i Sainte-Marie, Faritra Analanjirofo, tafiditra ao anatin’ny tetikasa PIC2 sy PIC3, niarahana tamin’ny OFID sy ny Banky Iraisam-pirenena.
KAOMININA ANDRENIVOHITR’I FIANARANTSOA: VITA NY ASA FIKOJAKOJANA NY LALANA, NORAISINA VONJIMAIKA!

28/04/2025
Noraisina vonjimaika ny 25 avrily 2025 teo ny asa fikojakojana ireo lalana ao amin’ny tanànan’i Fianarantsoa. Nanatrika izany ireo solontenan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy, ny Kaominina Andrenivohitra Fianarantsoa ary ny Tahirim-bolan’ny Lalana.
FLYING WHALES: VOKATRY NY FIARAHA-MIASA HO AN’NY FITATERANA MAHARITRA

28/04/2025
Tonga nanatrika ny lanonana fanaovan-tsonia ny fifanarahana teo amin’ny Minisiteran’ny Fitaterana sy ny Famantarana ny Toetr’andro ary ny orinasa Flying Whales Service ny Minisitry ny Asa Vaventy RAFIDISON Richard Theodore, sy ireo Minisitra hafa mpikamba