Ireo asa nisongadina sy fidinana ifotony tanatin'ny herinandro
Songadina: Kabarin'i Filohan'ny Fanavaozana ny Repoblikan'i Madagasikara mikasika ny lanonam-pitokanana ny lalana mampitohy ny rocade RNS65 sy RNS62
Songadina: Topi-maso ny endriky ny FLYOVER etsy Anosizato
Songadina: Fampahafantarana amin'ny fomba ofisialy ny fanombohana ny tetikasa FLYOVER
Fidinana ifotony : Miroso ny fanarenana ny lalana any Atsinanana, taorian’ny rivo-doza GEZANI
Fidinana ifotony : Tanambao Manampotsy
Fidinana ifotony, fanaraha-maso ny asa fanamboaran-dalana teny amin’ny RN11A VATOMANDRY – MAHANORO sy ny RN23 MAHANORO - MAROLAMBO
Fidinana ifotony : Fanatsarana ny fivezivezen’ny fiara amin’ny RN6
Fidinana ifotony : LALAN’I JOFRRE VILLE ao ANTSIRANANA II
Songadina : RN2TER-Tafaverina amin’ny laoniny ny fifamoivoizana mankany amin’ny Seranan-tsambon’I Toamasina
Songadina : VANGAINDRANO : Havaozina ho vato ny Tetezana ao MANOMBO