Actualités

SÉCURITÉ ET SANTÉ AU TRAVAIL : LE MTP RENFORCE LES COMPÉTENCES DE SES AGENTS

Photo
18/05/2025

La cérémonie de remise de certificats aux 76 agents du Ministère des Travaux Publics (MTP) et de ses organismes rattachés ayant suivi une formation sur la Sécurité et la Santé au Travail (SST) s’est tenue le 15 mai...

ASA FANAMBOARAN-DALANA AO AMIN’NY FARITRA SOFIA: EZAKA IOMBONANANA HO AMIN’NY FANDROSOANA

Photo
09/05/2025

Nijery ifotony ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-31 mampitohy an’Ankazobetsiahy sy Bealanana ny solotenan’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy sy ny Banky Iraisam-pirenena ny 07 mey 2025 lasa teo.

ASA FANAMBOARAN-DALANA ANY AMIN’NY FARITRA ATSIMON’NY NOSY

Photo
09/05/2025

Nandritra ny fidinana ifotony tany amin’ny faritra Atsimon’ny Nosy, notarihin’ny Filohan’ny Repoblika Atoa Andry RAJOELINA ny herinandro lasa teo, dia nojerena ireo asa fampandrosoana sy fanamboaran-dalana tanterahi...

FITSIRIHAN’NY MINISITRY NY ASA VAVENTY NY LALAMBE MIGODANA ANTANANARIVO-TOAMASINA: FANAMAFISANA NY PAIKADY SY FANARAHAMASO AKAIKY

Photo
08/05/2025

Nisongadina indray ny fahavononan’ny Ministeran’ny Asa Vaventy hanara-maso akaiky ny fandrosoan’ny asa amin’ny alalan’ny fidinana ifotony nataon’ny Minisitra RAFIDISON Richard Theodore, androany teny amin’ny lalambe...

CERC-PCMCI: FANAMAFISANA NY FIARAHA-MIASA SY FANARAHANA NY ASA ENY AN-KIANJA MIARAKA AMIN’NY BANKY IRAISAM-PIRENENA

Photo
07/05/2025

Nanomboka ny 5 Mey 2025, nanao fidinana ifotony miaraka amin’ny ekipan’ny Banky Iraisam-pirenena sy ireo mpiara-miombon’antoka rehetra amin’ny tetikasa CERC-PCMCI ny Minisiteran’ny Asa Vaventy.

FANARENANA NY TETEZANA MANAMBERY RNS5A: EFA MANDEHA NY ASA

Photo
07/05/2025

Mandroso hatrany ny asa fanarenana ny tetezan’i Manambery eo anelanelan’i Vohémar sy Sambava amin’ny lalam-pirenena fahadimy A (RNS5A).

FIVORIAN’NY ANTENIMIERA ROA TONTA: NANATRIKA NY FANOKAFANA OFISIALY NY MINISITRY NY ASA VAVENTY

Photo
07/05/2025

Nanatrika ny fanokafana tamin’ny fomba ofisialy ny fivoriana ara-potoana voalohany an’ny Antenimierandoholona sy Antenimierampirenena ny Minisitry ny Asa Vaventy, Andriamatoa RAFIDISON Richard Théodore.

RNS 12: FITSIRIHANA NY ASA FANARENANA NY TETEZANA VY AO AGNALABE

Photo
05/05/2025

Noho ny fahasimban’ny tetezana vy ao Agnalabe, ao amin’ny Distrikan’i Manakara, Faritra Fitovinany, dia noraisin’ny Minisiteran’ny Asa Vaventy avy hatrany ny andraikitra amin'ny fanarenana azy.

TEKNOLOJIA GEOCELLULE: EFA AMPIASAINA AMIN’NY FANAMBOARAN-DALANA ETO AMINTSIKA

Photo
05/05/2025

Ny Faritra Fitovinany sy ny Faritra Atsimo Atsinanana no mahazo tombony, mialohan'ny rehetra, hampiharana ny fampiasana ny teknolojia vaovao GEOCELLULE, amin'ny fanamboaran-dalana, amin'izao fotoana izao, eto amints...

FANARENANA NY RN7: HANOMBOKA NY FANDRARAHANA TARA EO ANELANELAN’ AMBATOLAMPY SY IHAZOLAVA

Photo
02/05/2025

Ao anatin’ny tetik'asa fanarenana ireo lalam-pirenena, hanomboka amin’io herinandro ambony io ny fandrakofana tara eo Ambatolampy sy PK78 eo Ihazolava, ao amin’iny lalam-pirenena fahafito (RN7) mampitohy an’Antanana...

Affichage de : 71 à 80 sur les 148 résultats