Actualités

FIHAONANA TEO AMIN’NY MINISTRY NY ASA VAVENTY SY IREO OLOM-BOAFIDY AVY AMIN ‘NY FARITRA ATSINANANA

𝐅𝐈𝐇𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐀 𝐓𝐄𝐎 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐌𝐈𝐍𝐈𝐒𝐈𝐓𝐑𝐘 𝐍𝐘 𝐀𝐒𝐀 𝐕𝐀𝐕𝐄𝐍𝐓𝐘 𝐒𝐘 𝐈𝐑𝐄𝐎 𝐎𝐋𝐎𝐌-𝐁𝐎𝐀𝐅𝐈𝐃𝐘 𝐀𝐕𝐘 𝐀𝐌𝐈𝐍’𝐍𝐘 𝐅𝐀𝐑𝐈𝐓𝐑𝐀 𝐀𝐓𝐒𝐈𝐍𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀
02/06/2025

Nitsidika ara-pomba fanajana ny Minisitry ny Asa Vaventy, Atoa RAFIDISON Richard Theodore ireo Ben’ny tanàna sy Solombavambahoaka avy amin’ny faritra Atsinanana.

FAHA-65 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA : NOSOKAFANA ANDROANY NY LANONAM-PANKALAZANA

FAHA-65 TAONA NIVERENAN’NY FAHALEOVANTENA : NOSOKAFANA ANDROANY NY LANONAM-PANKALAZANA
02/06/2025

Nanentana ny 𝐌𝐚𝐥𝐚𝐠𝐚𝐬𝐲 rehetra hanangana sy hanofahofa ny sainam-pirenena , ihany koa izy, ho fanamarihana izany.

FIATREHANA NY RIVODOZA SY NY ORANA : TONGA IREO TETEZANA VY HO FAMONJENA HAINGANA

FIATREHANA NY RIVODOZA SY NY ORANA : TONGA IREO TETEZANA VY HO FAMONJENA HAINGANA
30/05/2025

Matetika miatrika fahasimbana lehibe noho ny rivodoza sy ny orambe ny lalana sy tetezana eto Madagasikara .

RN5 TOAMASINA – FOULPOINTE : NANOMBOKA ANDROANY NY ASA FANARENANA

RN5 TOAMASINA – FOULPOINTE : NANOMBOKA ANDROANY NY ASA FANARENANA
31/05/2025

Iray volana izay no nanomboka ny ampahany voalohany amin'ny fanamboarana ny Lalam-pirenena 𝐟𝐚𝐡𝐚-𝟓, avy eo 𝐅𝐨𝐮𝐥𝐩𝐨𝐢𝐧𝐭𝐞 ka hatrany 𝐅𝐞𝐧𝐞𝐫𝐢𝐯𝐞- 𝐄𝐬𝐭.

FANKASITRAHANA MANERAN-TANY HO AN’NY LNTPB AMIN’NY SEHATRY NY KALITAO

FANKASITRAHANA MANERAN-TANY HO AN’NY LNTPB AMIN’NY SEHATRY NY KALITAO
30/05/2025

Nahazo ny "Quality Choice Prize 2025 – Sokajy Diamond" ny Laboratoara Nasionalin’ny Asa Vaventy sy ny Taotrano (LNTPB),

MROR : FANAVAOZANA LEHIBE HOAN’NY FIKOJAKOJANA NY LALANA ETO MADAGASIKARA.

MROR : FANAVAOZANA LEHIBE HOAN’NY FIKOJAKOJANA NY LALANA ETO MADAGASIKARA.
28/05/2025

Efa miditra amin’ny dingana fanatanterahana ny tetikasa Marché Routier à Obligation de Résultat (MROR) ny eto Madagasikara;

FANDRAISANA VONJIMAIKA NY TETEZANA ANDRIAMOTY : FOTODRAFITRASA MANAN-DANJA MAMPITOHY KAOMININA AMBANIVOHITRA TELO

FANDRAISANA VONJIMAIKA NY TETEZANA ANDRIAMOTY
27/05/2025

Notanterahina omaly 26 Mey 2025 ny fandraisana vonjimaika ny asa fanarenana ho “béton armé” ny tetezana Andriamoty,

FANARAHAMASO NY ASA FANAMBOARANA NY LALAM-PIRENENA FAHAFITO (RN7) AO AMIN’NY FARITRA VAKINANKARATRA

Photo
21/05/2025

Asa fanavaozana goavana no tanterahina amin’izao fotoana izao amin’ny Lalam-pirenena fahafito (RNP7) eo anelanelan’Antananarivo sy Antsirabe.

RN2 ANTANANARIVO – TOAMASINA: MITOHY HATRANY NY EZAKA FANARENANA!

Photo
20/05/2025

Mitohy tsy an-kiato ny ezaka fanarenana ny Lalam-pirenena faharoa (RN2) ataon’ny Fitondram-panjakana.

RNT 12A: HO VITA TSY HO ELA NY LALANA TARA MIREFY 35 KM

Photo
20/05/2025

Efa mahatratra 𝟗𝟑,𝟑 % ny tahan’ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalampirenena faha-12A (𝐑𝐍𝐓 𝟏𝟐𝐀), eo anelanelan’ny 𝐏𝐊 𝟏𝟔𝟓+𝟒𝟎𝟎 (𝐒𝐨𝐦𝐢𝐬𝐢𝐤𝐚) sy 𝐏𝐊 𝟐𝟎𝟎+𝟒𝟎𝟎 (𝐌𝐚𝐬𝐢𝐚𝐧𝐚𝐤𝐚) vatsian’ny 𝐁𝐚𝐧𝐤𝐲 𝐈𝐫𝐚𝐢𝐬𝐚𝐦-𝐩𝐢𝐫𝐞𝐧𝐞𝐧𝐚.

Affichage de : 61 à 70 sur les 148 résultats