Actualités

RNP6 : FANOMANANA FOTOTRA HO AN’NY FANARENANA NY TETEZANA IFASY SY MAHAVAVY

FANOMANANA FOTOTRA
28/07/2025

Natomboka androany tao amin’ny Distrikan’Ambilobe ny fanadihadiana ara-panjakana ho an’ny fanarenana ny Tetezana Ifasy (PK 537+100) sy Mahavavy (PK 568+720)

VOIE RAPIDE Ivato-Ambohitrimanjaka : HISOKATRA AMIN’NY VOLANA AOGOSITRA IO NY TAPANY FARANY

Hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana Aogositra ny tapany farany
24/07/2025

Hisokatra amin’ny fiandohan’ny volana Aogositra ho an’ny besinimaro ny tapany farany amin’ny Voie Rapide

FIKOJAKOJANA LALANA ETO ANTANANARIVO : Miasa andro aman’alina n MTP

FIKOJAKOJANA LALANA ETO ANTANANARIVO :
26/07/2025

Miroso amin’ny asa fanamboarana sy fikojakojana lalana eto Antananarivo ny Ministeran’ny Asa Vaventy (MTP), amin’izao fotoana izao.

RNS13 Ambovombe – Fort-Dauphin : TONGA AMIN’NY DINGANA FARANY NY FANAMBOARANA

RNS13 Ambovombe – Fort-Dauphin :
28/07/2025

Efa tafiditra tanteraka ao an-tanànan’i Fort-Dauphin ny asa fandarahana goudron amin’ny lalam-pirenena faha-13 (RNS13)

Faritra VAKINANKARATRA sy MATSIATRA AMBONY : Mitohy ny asa fanamboarana.

Ahitana tetikasa maro entina hanatsarana ny lalana sy hiantohana ny fivezivezen’ny fiara sy ny entana.
18/07/2025

Mitohy ny asa fanamboarana.

Lalambe migodana Antananarivo – Toamasina

Hentitra ny fanaraha-maso ny asa.
19/07/2025

Hentitra ny fanaraha-maso ny asa.

LALANA RN5 SOANIERANA-IVONGO-VAHIBE 75Km : Efa miroso tsikelikely ho any amin’ny « Bye Bye Bacs »

Lalana RN5
22/07/2025

Miroso tsikelikely ny tetikasa fanoloana ny Bacs amin'ny làlana RN5 manomboka ao Soanierana-Ivongo mankany Vahibe.

Fandraisana ara-teknika ny tetezana Manambery eo amin’ny RNS5A : Dingana lehibe hoan’ny fifamoivoizana eo anelanelan’i Vohémar sy Sambava.

tetezana Manambery
18/07/2025

Tontosa omaly ny fandraisana ara-teknika ny asa fanarenana ny tetezana Manambery

TETEZANA ANTAMPONJINA : ISAN’NY FOTODRAFITRASA MANAN-DANJA AO AMIN’NY TANANAN’NY TANANAN’I FIANARANTSOA

TETEZANA ANTAMPONJINA
08/07/2025

Anisan’ny asa lehibe notanterahin’ny Fitondram-panjakana amin’ny alalan’ny Ministeran’ny Asa Vaventy amin’ny fikojakojana ny lalana ao amin'ny Faritra Matsiatra Ambony

TETEZANA MANDRANOFOTSY : FANOKAFANA ARA-TOEKARENA HO AN’I VOHIBATO SY NY MANODIDINA

TETEZANA MANDRANOFOTSY
06/07/2025

Tsy fanamboarana fotodrafitrasa fotsiny ny fanarenana natao tamin’ny tetezan’i Mandranofotsy

Affichage de : 41 à 50 sur les 148 résultats